20 taona ny RFIM

Ireto ary ny sary nalaina nandritra ny fankalazana ny faha 20 taona ny radio Feon`Imerina. Misaotra antsika rehetra, raha tsy teo tokoa ianareo, tsy nafana toy izao ny lanonana.

RFIM 20 taona - Ny tarika

"Ny Alondrano"

nihira ny "El bandito", "tatsambo"…

RFIM 20 taona - Faniry Raelison, nanindimby ny anaran-drainibeny

Faniry Raelison

nanindimby ny anaran-drainibeny

RFIM 20 taona - Faniry Raelison

Faniry Raelison

mihira ny sanganasan'I Roland Raelison

RFIM 20 taona - Fidimalala, anisan'ny tranainy indrindra amin'ny mpanankanto.

Fidimalala

anisan'ny tranainy indrindra amin'ny mpanankanto.

RFIM 20 taona - Fidimalala

Fidimalala,

mbola zaza izy no niventy ilay hira malaza hoe "Ry neny o"

RFIM 20 taona - Fidimalala

Fidimalala,

mihaingo fatratra rehefa miakatra an-tsehatra

RFIM 20 taona - J. Andriamanantena sy Julie: fatratra ny fampiaraham-peony

J. Andriamanantena sy Julie

fatratra ny fampiaraham-peony

RFIM 20 taona - Tarika Kolibera: mamelomaso ny bagasy

Tarika Kolibera

mamelomaso ny bagasy

RFIM 20 taona - Tarika Lizah Raseta

Tarika Lizah Raseta

mpikambana tao amin'ny "kintana telo", fa manana ny hirany manokana ihany koa

RFIM 20 taona - Salomon

Salomon

akanga sisa nanamborana tamin'ny tarika "Kintana telo"

RFIM 20 taona - Tarika Tovo Andrianandraina

Tarika Tovo Andrianandraina

mahay mampiaram-peo

RFIM 20 taona - Tovo Andrianandraina

Tovo Andrianandraina

kalaza amin'ny fitendrena valihavata.

RFIM 20 taona - Erys Francois

Erys Francois

sangany tamin'ny serenade tamin'ny taona 70

RFIM 20 taona - Tarika Gabhy Ratsito: nandimby azy I Bruno zanany

Tarika Gabhy Ratsito

nandimby azy I Bruno zanany.

RFIM 20 taona - Moreno: miavaka amin'ny fampiasany tremolo

Moreno

miavaka amin'ny fampiasany "tremolo"

RFIM 20 taona - iza no tsy hangataka ilay hira hoe

Narisoa

iza no tsy hangataka ilay hira hoe "fetinao androany" rehefa misy lanonana?

RFIM 20 taona - hitatsika eo amin'ny vata maro afitsoka

Narisoa

hitatsika eo amin'ny vata maro afitsoka

RFIM 20 taona - Haody ry Analamangako

Haody ry Analamangako, rodobe niarahan'ireo tarika maro

RFIM 20 taona - Ireo karazam-peo (voalohany, faharoa, fahatelo) mampiavaka ny kalon'ny fahiny

Ireo karazam-peo (voalohany, faharoa, fahatelo) mampiavaka ny "kalon'ny fahiny"

RFIM 20 taona - Hira fanomboana, 20 taona RFIM

Hira fanomboana, 20 taona RFIM

RFIM 20 taona - Ravoravo ny mpijery

Ravoravo ny mpijery

RFIM 20 taona -  mpihira ao amin'ny tarika Gasy Miangola

Ramatoa NONO

mpihira ao amin'ny tarika Gasy Miangola.

RFIM 20 taona - ny Talen'ny famoahana RFIM

Ramasinirina

Harena ny fahasamihafana, hoy ny Talen'ny famoahana RFIM

RFIM 20 taona - Raozy

Raozy

poety tanora

RFIM 20 taona - Miangaly ny vata maro afitsoka I NARISOA

Miangaly

ny vata maro afitsoka I NARISOA

RFIM 20 taona - Narisoa

Narisoa

miakatra ny haingam-panahy…

RFIM 20 taona - Felana, manolotra ny fandaharam-potoana

Felana

manolotra ny fandaharam-potoana

RFIM 20 taona - Mpanentana: Namorona hira ho an'ny RFIM i Tiana (Gasy Miangola)

Mpanentana: Namorona hira ho an'ny RFIM i Tiana (Gasy Miangola)

RFIM 20 taona - Mpanemtana: Izy telovavy mpanentana ao amin'ny RFIM, miara-mihira amin'ny Tiana (Gasy Miangola)

Mpanemtana: Izy telovavy mpanentana ao amin'ny RFIM, miara-mihira amin'ny Tiana (Gasy Miangola)

RFIM 20 taona - Salomon

Salomon

Hentitra hatrany amin'ny fombafomba fisehoiana an-tsehatra

RFIM 20 taona - Miaraka mihira eto I Lizah sy Salomon

Miaraka mihira eto I Lizah sy Salomon

RFIM 20 taona - Lizah sy Salomon: mpikambana tao amin'ny tarika

Lizah sy Salomon: mpikambana tao amin'ny tarika "kintana telo"

RFIM 20 taona - Salomon

Salomon

tsy maintsy manaraka ny fenitra na ny fiakanjo, na ny fihetsika eny ambony lampihazo

RFIM 20 taona - Salomon

Salomon

Malaza amin'ny fanakarana feo tena avo

RFIM 20 taona - Moreno: izy mivady hatrany no mampiara-peo

Moreno: izy mivady hatrany no mampiara-peo

RFIM 20 taona - mahay mampiseho ny fihetsmpony ny mpihira tranainy

Moreno

mahay mampiseho ny fihetsmpony ny mpihira tranainy

RFIM 20 taona - Ampahany amin'ireo mpijery

Ampahany amin'ireo mpijery

RFIM 20 taona - Moreno

Moreno

efa mandimby azy eo amin'ny sehatry ny kanto ihany koa ny zanany vavy.

RFIM 20 taona - Moreno

Moreno

mahafinaritra ery ny mahita mpianaka miara-mihira!

RFIM 20 taona - J Andriamanantena sy Julie

J Andriamanantena sy Julie

Izy no mpihira raikitra sy tompontoerana tao amin’ny tarika Andre Titys

RFIM 20 taona - Mafana tokoa ny lanonana, faly ny mpijery

Mafana tokoa ny lanonana, faly ny mpijery

RFIM 20 taona - Fidimalala: Rafidimalala Robert no tena anarany, 92 taona izy, fa mbola mihira foana

Fidimalala

Rafidimalala Robert no tena anarany, 92 taona izy, fa mbola mihira foana!

RFIM 20 taona

nanolotra antsan-tonokalo ho an'I RFIM, niarahaba ny faha 20 taonan'ny onjam-peo

RFIM 20 taona

Fidimalala

Niaraka nihira tamin'I Barijaona tany Frantsa fahiny

RFIM 20 taona - Erys Francois

Erys Francois

Rajerison Francois, mpanorona sady mphira, fa mamelona ihany koa ireo hira tranainy

RFIM 20 taona

Tanora mpaka sary nanampy ny RFIM nandritra ny fankalazana ny faha 20 taonan'ny onjam-peo

RFIM 20 taona

Erys Francois

mampiavaka ny mpihira taloha ny fanamiana hanaovany: tsotra fa mihaja

RFIM 20 taona

Tarika Kolibera

Miavaka tokoa amin'ny hira bagasy arahina amin'ny gitara

RFIM 20 taona

Kolibera

Havanana tokoa amin'ny gitara tendry gasy, maro mpitsiriritra ny fahaizany.

RFIM 20 taona

Tarika Kolibera

Mahavariana ny firindran'ny fampiaraham-peo

RFIM 20 taona

Tarika Kolibera

Tarika mpiangaly ny hira bà gasy amin’ny gitara sy valiha ny Tarika Kolibera , Ranaivoarison Jean Colbert no mpitarika , ka io fanampin’anarany io no nogasiana natao anaran’ny tarika

RFIM 20 taona

Hasina sy Felana

mpanentana ao amin'ny RFIM

RFIM 20 taona

RFIM 20 taona

Haja

fantatra teo amin'ny tantara-tsangana teo aloha, ankehitriny mihira ao amin'ny tarika Gabhy Ratsito

RFIM 20 taona

Gasy Miangola

Fihetsika tena matihanina

RFIM 20 taona

Gasy Miangola

Efa roa ambiroapolo taona no nisian'ny tarika, ary efa tonga eo amin'ny fahamatorana tanteraka.

RFIM 20 taona

Gasy Miangola

Hita eny amin'ny endrika ny fihetsempo, noho ny haingam-panahy mipololoatra.

RFIM 20 taona

Mpakanfy ny Radio Feon'Imerina, nanolotra tononkalo ho fahatsiarovana ny faha 20 taona RFIM

RFIM 20 taona

NR Raseta

mpitendry gitara beso tao amin’ny Tarika KintanaTelo, ary nanorina ny tarika Lizah Raseta

RFIM 20 taona

Lizah Raseta

Miaramiasa amin’ny tarika maro izy mivady na amin’ny fampisehoana na tamin’ny fandraisampeo

RFIM 20 taona

Gaston Andrianony

Nadia Raonimanalina, sady mpanao gazety no mpihira

RFIM 20 taona

Gaston Andrianony

namolavola mpanankanto maro toa an’I Ony anabaviny, mpihira ny Roland Raelison, I Nene mpihiran’I Romule, izay zanak’anabaviny, Noe mpihirany hatrizay ka hatramin’izao, ary I Nini zanany lahy mitarika ny tarika mpanao Rock Kiaka.

RFIM 20 taona

Gaston Andrianony

manome sehatra ny vehivavy tanora, hankafy ny hira malagasy

RFIM 20 taona

Gaston Andrianony

manana rahalahy sy zanaka mpandimby sy hamelomaso ny kanto

RFIM 20 taona

Gaston Andrianony

tany Ambatolampy no niantombohana nitendry zava-maneno

RFIM 20 taona

Nini ao amin'ny tarika mpanao Rock Kiaka, mamelona ny gasigasy

RFIM 20 taona

Na mpiangaly mozika mavesatra aza ny tenako, dia mankafy ny gasigasy koa hoy I Nini

RFIM 20 taona

"Mampirevy" ny mpankafy kalon'ny fahiny I Nini eto.

RFIM 20 taona

gaston Andrianony

Endrey izany haingam-panahy, mivoaka avy any am-po ny kanto.

RFIM 20 taona

Mandray anjara hatrany ny mpijery

RFIM 20 taona

Manomboka manavao ny sanganasany rehetra ankehitriny ny tarika Tovo Andrianandraina.

RFIM 20 taona

Mino, avy ao amin'ny tarika Tovo Andrianandraina

RFIM 20 taona

Nankaiza I Lala

Anisan'ny hira ahafantarana ny tarika Tovo Andrianandraina.

RFIM 20 taona

Tovo Andrianandraina

mbola mijoro hatrany ny tarika

RFIM 20 taona - Gasy Miangola

Gasy Miangola

ataony avokoa na ny kalon'ny fahiny na ny kalon'ny onaly

RFIM 20 taona - Mpijery mitotorebika

Mpijery mitotorebika

RFIM 20 taona - Finaritra ery mijery kalon'ny omaly!

Finaritra ery mijery kalon'ny omaly!

RFIM 20 taona

Lucien

mpitendry valihavata ao amin'ny tarika Kintana telo, tsy misaraka amin'ny lanonana karakarain'ny Radio Feon'Imerina